Teny iditra rangy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mahia, kaozatra, kangoaza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Lean, thin. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Maigre, décharné [1.3, 1.196]
Sampanteny 
Tovy hevitra rangirangy
Kamban-teny 

Teny iditra rangy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vato na vy na tandroka ahazoan' ny mpianala afo rehefa ampifampikasohiny
Mpianala tsy mivatsy rangy: enti-milaza olona andeha hiasa ka tsy mitondra fitaovana [1.1]

Teny iditra rangy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Pitik' afo azo amin' ny vato mifampikasoka, ka iny tselatr' afo iny no mandray ny vorodamba na ny bozaka na ny ditin' akondro atao eo akaikiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Briquet primitif des gens de la forêt et nom des matières se desséchant bien et susceptibles se servir à battre le briquet. Une expression proverbiale : Miala tsy mivatsy rangy : « aller en forêt sans rangy », a pris le sens de : inconséquence, action d'oublier ce qui est le plus nécessaire (Malzac). [1.196]
Anaram-javamaniry 

Teny iditra rangy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hazondrano fandrarin' ny mpiandry omby hataony sarotro [1.1]
Voambolana 

Teny iditra rangy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaran-kazo mafy izaitsizy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A hard-wooded tree whose wood is used for spade and spear handles. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Nom des arbustes et petits arbres à bois dur, utilisé en marqueterie et pour faire des cannes. Surtout : Brexiella ilicifolia H.Perrier (Celastraceae). Voir aussi rangifotsy. [1.196]
Anarana siantifika Brexiella ilicifolia
Voambolana 

Teny iditra rangy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] Nom général des Balsamines malgaches, notamment Impatiens lyallii Baker (Balsaminaceae) et autres espèces décoratives. Les très nombreuses espèces d'Impatiens malgaches sont en cours de révision par Launert (Edinburgh). [1.196]
Anarana siantifika Impatiens lyallii
Voambolana 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra rangy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Nom des Cyperaceae les plus grossières. Sorte de capuchon tressé avec ces Cyperaceae, que portent les bûcherons, les gardiens de troupeaux, etc. [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/08