Teny iditra | ranon-dra | |
Singan-teny | rano ; dra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Rano misy lio mena sy ny lio fotsy ary ny serôma [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Plasma [1.13] | |
Voambolana | Haiaina | |
Fivaditsoratra | randrano, ranon-dra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |