Teny iditra ranonafero
Singan-teny rano ; afero
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Rano miforona ao amin' ny aty, izay misy asany amin' ny sakafo hanina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ ranon-afero ] Bile [1.2]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24