Teny iditra ranonivy
Singan-teny rano ; ivy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Ivy [1.78]
 Rano avy amin' ny ivy izay miforona ao anaty vava [1.1]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24