Teny iditra ranoresy
Singan-teny rano ; resy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Rano farany na kaokany amin' ny fanaovana siramamy [1.1]
 Ranoka mamy marihitra [1.13]
Fanazavàna teny anglisy [ rano resy ] Treacle [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Sirop [1.13]
  [Betsileo] Nom donné au résidu du vésou après la cristallisation du sucre. Terme de sucrerie. Par extension : la mélasse. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/28