Teny iditra ranovoahasina
Singan-teny rano ; voahasina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy (teny fampiasa amin' ny fivavahana katolika) Rano nohamasinin' ny Pretra ka anaovana famantaran' ny hazofijaliana amin' ny tena raha vao miditra ao an-trano fiangonana ary ampiasaina amin' ny fitsofandrano olona na zavatra isankarazany [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/20