Teny iditra raondriana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny fanajana taloha raha miresaka amin' olona, mitovy amin' ny ankehitriny hoe "tompokolahy" [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ondriana for andriana, a prince.] An appellation of respect. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Monsieur [1.3]
Ohatra 
1Hoy ny teny an'avona nataon-dravehivavy
miala miesora raondriana mpihambo tsy tompony
[2.131]
2Na ny rado na ny voahangy, mora very, Raondriana; [2.1022]
3Raondriana, mirahalahy ianareo, koa nahoana ianareo no miady? [2.996]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : raondriana, raondriako

Teny iditra raondriana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Nom des Orchidées d'après les forestiers malgaches. Voir * la brochure sur les espèces protégées : « Zava-boahary Malagasy », 1978. [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31