Teny iditra raozy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-boninkazo mahafinaritra mihorona boribory ny felany ary misy fotsy, mena, mavokely, ny lokony, fa ny tahony no misy tsilotsilony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The rose flower [1.2]
 A rose [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Rose [1.8]
  [Betsileo, Merina] (du français : rose). Nom du rosier : Rosa sp. hydride (Rosaceae). Pour la fleur on dit plutôt : vonin-draozy. Cultivé dans de nombreux jardins de la région centrale. [1.196]
Anarana siantifika Rosa sp.
Ohatra Ny hoavy voafafy raozy sy voninkazo manitra no toa diaviny [2.470]
Voambolana 
Anaram-javamaniry 
Lohateny Andraozikely
Ny fihaviany Anglisy: rose.
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31