Teny iditra renimandotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-bibilava, vasoka somary misy mainty mivolonkary ny volony, ary malaza ho masiaka [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra mandotra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31