Teny iditra reny
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny vehivavy niteraka ny tena: Tiavo sy hajao ny reninao
Enti-milaza sy manaja ny vehivavy efa lehibe. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Mother, female parent [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Mère [1.3, 1.54, 1.8]
 Tante paternelle ou maternelle, nourrice, femme âgée [1.3]
 Parente [1.8]
Ohatra 
1Ary raha mba ataonao ho ray aman-dreny ihany aho, dia aoka izay hevitro no harahinao, fa mianjerazera loatra ny anao. [2.324]
2Izaho koa mba manana reny. [2.471]
3nanambady andRatompobe, hono, reny n' Andriamborona. [2.48]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : reny, reniko, reninao, reniny, renintsika, reninay, reninareo, renin', renin-, renim-
Tovonana : -dreny, -dreniko, -dreninao, -dreniny, -drenintsika, -dreninay, -dreninareo, -drenin', -drenin-, -drenim-
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anaram-poko 
Lohateny Politikan-dRanavalona reniny (Andrianjafy Michel)
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Teny iditra reñy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Tsy fandrenesana [1.78]

Teny iditra reny (re, -ny)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra re sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy Mitovy amin' ny re [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Another form of re [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Entendu, appris, senti, perçu par les sens du goût, de l'odorat, du toucher [1.3]
Sampanteny 
Tovy hevitra re

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12