Teny iditra | risoriso | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza varotra tsy an-karihary ka misy fanararaotana tsy anerany amin' ny fanombanana ny vidin-javatra amidy; varomaizina [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Marché noir [1.13] | |
Voambolana | Toe-karena: ara-bola ary fitantanana | |
Tovy hevitra | varo-maizina | |
Fivaditsoratra | risoriso, sorisory |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |