Teny iditra | sahobaka | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Karazan' angely, izay mitovy amin' ny angely tsotra na loha, na tongotra, fa ny elany no tapany kely, ary somary botabota matavy ilay izy, indrindra ny kibo lasa leminy [1.1] | |||
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |||
Sampanteny |
| |||
Fivaditsoratra | sabohaka, sahobaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |