Teny iditra sakaiza manody
Singan-teny sakaiza ; manody
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona nitokiana izay manao ratsy ny tena any amin' ny takona; sakaiza nitokisana nefa namadika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Faux ami, traître, homme perfide [1.196]
Ohatra Sakaiza manody ny Anglisy, hoy ny resany re tetsy sy teroa. [2.472]
Ohabolana 

Teny iditra sakaizamanody
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Plante non déterminée employée dans les exorcismes, pour prévenir le tody. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16