Teny iditra sakivy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetra voalohany ananan' ny voangory raha vao foy izy, alohan' ny hiofoany ho monany: biby lavalava kely fotsifotsy mora mikarainkona. (Misy karazany telo ny sakivy: a) ny kely madinika izay miofo ho voangorimbaratra; b) ny salasalany, miofo ho voangorifotsitapaka; d) ny makadiry miofo ho voangoribe. Rehefa mby lehibebe an-katoky ny hiofo ho monany ny sakivy, dia omena ny anarana hoe Rangahy) [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra sakoivy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31