Teny iditra sakobonkomana (sakobona, homana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-boronan-drano izay toa miafina ao anaty elany izy rehefa mihinana trondro kely, sahona, dinta [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Oiseau aquatique qui se cache la tête s [...] [tohiny 1.54]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31