Teny iditra sakrilezy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanazimbana ny zavatra masina (Fiv. kat.) [1.1]
Ohatra Ao no famarinan'ny vahoaka ao Berea ny olo-meloka nanao halatra sakrilezy, na diso tamin'ny heloka bevava sasany hafa koa. [2.996]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: sacrilège.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31