Teny iditra salama
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsy marary, tsy marofy.
Mitovy hevitra: bolangina ~ finaritra ~ seheno ~ soamadina ~ tsara fanahy ~ tsy maninon-tsy maninona ~ tsy marofy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Well, healthy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qui est en bonne santé [1.3]
 Bien portant, en bonne santé [1.8]
Ohatra 
1Tahaka ny fifohazana maraina maneno fitaratra, fony izy salama, no nahatsiarovany ny tenany. [2.470]
2Efa tonga tao Mahatsinjo, hono, izy, saingy tsy salama ka hamonjy fitsaboana any Imerina, ary angamba, araka ny filazany, hanaraka azy koa Ineny [2.471]
3Niaraka nankany an-tsaha izy telo mianaka, tsy maintsy nentina I Solo na tsy salama aza. [2.472]
Sampanteny 
 
Tovy hevitra salamalama
Kamban-teny 

Teny iditra salama
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy [Arabic salam] how do you do? [1.7]
Fanazavàna teny frantsay [arabe salam] salut! bonjour! [1.8]

Teny iditra salama
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Mahafaly] (de salama : en bonne santé). Phylloxylon sp. (Fabaceae). Réf. Debray 1029. La décoction des rameaux est réputée fortifiante. On la boit après le repas pour rester en bonne santé. Les écorces de tige et de la racine renferment des alcaloïdes non encore étudiés. [1.196]
Anarana siantifika Phylloxylon sp.
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/08