Teny iditra sampanteny
Singan-teny sampana ; teny
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ireo teny rehetra avy amin' ny fototeny iray, azo tamin' ny alalan' ny tovona, tovana ary tsofoka. Oh.: Sitranina, sampanteny avy amin' ny ft. sitrana, manenona (ft. tenona), vinidy (ft. vidy), tomaratra (ft. taratra) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Mots dérivés (grammaire) [1.5]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/25