Teny iditra sasapahadimy
Singan-teny sasaka ; fahadimy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Halavan-drefy mitovy amin' ny refy roa sy sasany (ny fahadimy dia dimy refy, ka ny antsasak' io roa sy sasany) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay La moitié de cinq brasses [1.3]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/01