Teny iditra |
sata
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fomba, fanao efa raikitra ela, fomban-drazana: Sata samy manana, ka aoka tsy hisy hifanaratsy Didy na baiko: Tanin' andriana tian-konenana, ary satan' andriana tsy harahina Zo: Tamin' ny taona 1960 no niverenan' ny satan' i Madagasikara. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Custom, habit; manner of governing [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Coutume, habitude; manière de gouverner [1.8]
|
Ohatra | Tao ry Radama II sy ny Menamasony, taitran' ny rendrarendram-bahiny, ka nanao tsinontsinona ny sata nentim-paharazana;
[2.503]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
sata
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Bara]
(de sata : habitude ; ce dont on use habituellement).
Nicotiana tabacum L. (Solanaceae). Le Tabac, surtout sous la forme de tabac à mâcher à la mode malgache.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Nicotiana tabacum |
Voambolana |
|