Teny iditra | savaivo | |||
Singan-teny | sava ; ivo | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Tsipika mahitsy mandalo eo afovoan' ny faribolana [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | Diameter [3.1] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Diamètre [1.13] | |||
Voambolana | Matematika: rafitsary | |||
Kamban-teny |
| |||
Fivaditsoratra | savaivo, voasavy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/30 |