Teny iditra seize
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  mamabo: to capture, to seize as prey, to take captive, to carry off as spoil. [1.2]
 Misambotra, mamabo, maka an-keriny; mandray araka ny fahefana omen' ny fitsarana; mahazo hevitra [1.17]
  mambabo: to capture, to seize
mandraoka: to gather together in a mass; to seize [1.7]

Teny iditra seize
Sokajin-teny mpamaritra
Marika iraisam-pirenena 16 [3.1]
Fanazavàna teny malagasy Enina ambin' ny folo, faha-16 [1.9]

Teny iditra seize
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Andro fahenina ambin' ny folo amin' ny volana [1.9]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31