Teny iditra seri
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. sergent] ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny serizà-sefo amboniny sy ny kaporaly-sefo ambaniny; mitovy laharana amin' ny maître faharoa kilasy faharoa [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: sergent.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31