Teny iditra siasia (sia)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahadisoan-dalana, fiviliana, fibirioka
Haitraitra, sitrapo: Olona be sisia
Fandehanana foana atsỳ sy arỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A turning aside, a wandering about [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Action de se détourner, d'errer par-ci par-là [1.8]
Ohatra Koa eo no mba hisiany fiononana eto amin' ity tany be siasia ity. [1.381]
Sampanteny 
Tovy hevitra sia
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra siasia
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] (sens général : action de dévier, de sortir du chemin, de s'égarer ; cette espèce pousse souvent dans les fossés, sur les bas côtés des pistes). Emilia humifusa DC. (Asteraceae). Herbe commune. [1.196]
Anarana siantifika Emilia humifusa
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11