Teny iditra sinta
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahatsiarovana maharary na torovana avy amin' ny hasasarana na fibatana zava-mavesatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A pain in every part of the body arising from over-fatigue [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Douleur qu'on ressent par suite d'un effort, d'une fatigue [1.3]
 Douleur ressentie par suite d'une fatigu [...] [tohiny 1.54]
Ohatra Ny sinta singiobe, izany no ozatra mifangozona amy ny olona. [2.48]
Voambolana 
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31