Teny iditra | sismatika | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [fr. schismatique] Teny entin' ny katolika milaza izay manaiky tsy mety manaiky ny Papa ho lehiben' ny Eglizy [1.1] | |
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Ny fihaviany | Frantsay: schismatique. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |