Teny iditra | sofiñy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava-Mayotte] Oreille [1.405] | |
Voambolana | Haiaina | |
Teny iditra | sofiny | |
Sokajin-teny | anarana sofina sy mpisolo | |
Ohatra | Manongilana ny sofiny izy, nefa tsy mihaino.
[2.996] | |
Fivaditsoratra | nifiso, sofiñy |
Nohavaozina tamin' ny 2021/02/20 |