Teny iditra soflera
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. chou-fleur] Karazan' anam-bazaha izay toy ny laisoa ny bikany nefa samy hafa karazana aminy, misy voniny mivondrona be eo afovoany ary io no hanina aminy fa tsy ny raviny akory [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: chou-fleur.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31