Teny iditra solitany
Singan-teny solika ; tany
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ilo avy any anaty tany, izay manan-toetra manokana mety mirehitra ka ampiasaina anaovana jiro, fa indrindra akana lasantsy. (Ny solitany dia manana fofona azy manokana ary maivana kokoa noho ny rano ka mitsinkafona rafla miaraka aminy) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Kerosene, paraffin oil [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Pétrole [1.8]
Ohatra Tsy hita teo an-toerana ny sira, ny siramamy, ny savony, ny solitany, ny sigara, ny kahie, ny lamba. [2.472]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/01