Teny iditra | somalianina | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Somalia, silany avaratra atsinanan' i Afrika Momba an' i Somalia, an' i Somalia na avy any Somalia: Omby sy ondry no antom-piveloman' ny mponina somalianina [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Somalian [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Somalien, somalienne [3.1] | |
Voambolana | Haitoetany: firenena, foko | |
Ny fihaviany | Frantsay: somalien. | |
Mpanahaka | Somalia | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |