Teny iditra somotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Volo maniry eo amin' ny saoka: Lehilahy lava somotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay La barbe du menton [1.3]
 Barbe de l'homme
Pour les plantes : nom donné aux Lichens et autres épiphytes [1.196]
Ohatra 
1Manana zazalahy vao maniry somotra manko izahay ao. [2.245]
2Izy moa dia be volombava, lava somotra izay, ka mety ho mampahatahotra izay tsy nahalala azy. [2.356]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02