Teny iditra sorotankazo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hazomaniry maty ny ilany, izay nampiasaina ho fanalana faditra taloha: Nataoko ho hazomanga hialofana lahy, hay sorotankazo tsy mahaleo otina, -- ka vao donin-dambo dia hentitra. (Tselatra) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay (de sorona : offrande, tanila an-kazo : arbre qui a perdu un côté). Arbre frappé par la foudre et mort d'un seul côté. On lui prête des vertus magiques. C'est souvent un lieu choisi pour les exorcismes et d'autres cérémonies magiques. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/03