Teny iditra sosoarano
Singan-teny sosoa ; rano
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taifasy] sosoa be rano [1.78]
Ohatra Ny fahandro ny vary dia ny ampangoro, sosoaridritra, sosoarano, sosoamisitra (rehefa manitra tsara ny vary dia dabohan-drano dia haroina), ary ny vary amin-tetikena, dia ny vary faho asian-tsakay sy sira eo am-bilany [1.437]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/25