Teny iditra sovòka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vehivavy janga, ratsy fitondran-tena [1.1]

Teny iditra sovoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Aretin' ny vehivavy mifana, azo avy amin' ny hatsiaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Maladie qui peut saisir les femmes apr [...] [tohiny 1.54]
Voambolana 

Teny iditra sovoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanatonan' ny fahavalo amim-pahanginana sy tsy ampoizina mba hamely tampoka; fanakekezana antsokosoko hahazoana mitroatra amin' ny fanafihana atao: Sovok' ady [1.1]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Teny iditra sovoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (de sovoka : délivrance difficile d'une femme) Dalbergia pterocarpiflora Baker (Fabaceae). Un des Palissandres, arbres exploités pour leur beau bois, bien veiné. La décoction des copeaux de ce bois est administrée aux femmes en couche pour hâter leur délivrance. [1.196]
Anarana siantifika Dalbergia pterocarpiflora
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01