Teny iditra | soy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anaram-boronkely mahafinaritra misy karazany efatra: soikely, ny kely indrindra aminy; ny soimanga, ny tsara tarehy indrindra, ny soimainty ary ny soilomotra, mavo manopy maitso [1.1] | |
Ohatra | Ny tsikirity manina, ary ny soy malahelo; [2.131] | |
Voambolana | Haibiby: vorona | |
Tovy hevitra | mangimike ~ pariamaso ~ ramanjereke ~ siay ~ sitaromaso ~ tsaramaso | |
Teny iditra | soy | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Mbola tsy voafora: jaja soy (Zaza mbola tsy voafora) [1.78] | |
Fivaditsoratra | iso, osy, sio, soy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |