Teny iditra | tadidy | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsaroana, tsy hadino [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Remembered [1.2, 1.7] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Recollected; talily is used in the provinces [1.3] | ||||||||||||
Dont on se souvient, rappelé [1.8] | |||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||
Lohateny | |||||||||||||
Teny iditra | tadidy | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fahatsiarovana, arika: Very tadidy [1.1] | ||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||
Teny iditra | tadidy | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka, Tanosy] Angano [1.78] | ||||||||||||
[Taisaka] Lovantsofina, tantara [1.78] | |||||||||||||
[Sihanaka] Fitadidiana [1.78] | |||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] A tale, a story, a fable. See angano [1.2] | ||||||||||||
Voambolana | Haisoratra: (amin' ny ankapobeny) | ||||||||||||
Teny iditra | tadidy | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] Business, the question in hand [1.2] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Tovy hevitra | talily | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |