Teny iditra tafa (la)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy La: ... Ny tovona voa sy tafa dia tsy mety aminy; tsy fanao ny hoe voalà sy tafalà na dia hita ao amin'ny diksionera sasany aza izany. [1.10]
Fanazavàna teny frantsay Qui nie [1.3]

Teny iditra tafala
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] The name of a bird [1.2]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20