Teny iditra tafondro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiadiana lehibe fandefasam-baomba entina miady any an-tafika, izay matetika entina kodiarana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A cannon [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Canon [1.8]
Ohatra 
1Tsy fantatr' izy roa lahy na firy na firy ny tafondro nandraraka. [2.472]
2ary ny tafondro eroa Ambatondrafandrana no mamaly. [2.48]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19