Teny iditra | takiba | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny ilany amin' ny kibo, ny faritra eo anelanelan' ny taolantehezana farany ambany sy ny moja [1.1] | |
Ilany amin'ny kibo anelanelan'ny maoja sy ny taolan-tehezana [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Flanc [1.13] | |
Voambolana | Haiaina | |
Tovy hevitra | ila ~ tehezana | |
Manontolo | ||
Anaran' akora mamorom-batana | ||
Tsipelina hafa | takibaka | |
Fivaditsoratra | bitaka, tabaky, tabika, takiba |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/06 |