Teny iditra | takolapanenitra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Bibikely toy ny masomby maro mitohitohy mainty sy vony ny kibony ary misy filo manindrona ery an-tendrony [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | (takola-panenitra) A wasp. See Fanenitra, Fangaraka. [1.2] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Tovy hevitra | fanenitra ~ fangaraka | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |