Teny iditra tapenaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny tapany ambony amin' ny rindrin' ny sakantrano, izay atao telozoro, ka ny lohany maranitra ambony no atao hipetrahan' ny vovonana, ary dia io tendrony maranitra io no atao hoe lohatapenaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The gable of a house [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Pignon d'une maison [1.8]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31