Teny iditra |
tararaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
The name given to the fish called fony while still young
[1.2]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
tararaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Vorona naman' ny vorondolo [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The name of a bird, a species of owl [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Hibou diurne [2.415]
|
| Espèce de hibou diurne [1.3]
|
Ohatra | ny ostrisa, ny tararaka, ny vorondriaka, mbamin'ny hitsikitsika isan-karazany;
[2.996]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
tararaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza olona varimbariam-poana sy midonanaka amin' ny tsy antony [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
Sitting idly about [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Se disait des paresseux, et aussi des gens dont bouche reste toujours ouverte et laisse sortir la salive [2.415]
|
| Lourdaud, qui reste sans rien faire [1.3]
|
Sampanteny |
|