Teny iditra | teatira | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fampisehoana an-tsehatra tantara mampangitakitaka na mampahonena na mampihomehy, izay velomin' olona hita mihetsika sy miresaka toy ny amin' ny fiainana andavanandro izao: Mijery teatira [1.1] | |
Voambolana | Haisoratra: (amin' ny ankapobeny) | |
Ny fihaviany | Frantsay: théatre. | |
Fivaditsoratra | teatira, tera-tay |
Nohavaozina tamin' ny 2022/09/26 |