Teny iditra | tendabe | |
Singan-teny | tenda ; be | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny lalandrivotra mankamin' ny havokavoka [1.1] | |
Voambolana | Haiaina | |
Mpanahaka | tendakely | |
Teny iditra | tenda be | |
Singan-teny | tenda ; be | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza olona mpamosibosika, mpandrapadrapaka rehe fa mihinana; ilazana ny sarotra an-kanina, izany hoe sady lian-kanina no mahalany betsaka [1.1] | |
Fivaditsoratra | be tenda, tendabe |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/26 |