Teny iditra | testamenta | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny enti-milaza ny fizaran' ny Baiboly: ny testamenta taloha dia ny fizarana mitan-tara ny talohan' i Kristy ary ny testamenta vaovao, ny taty aorianany [1.1] | |
Ohatra | Koa ny hevitry ny teny hoe «Testamenta » ao amin' ny Baiboly dia « Fanekena ».
[1.38] | |
Voambolana | Soratra Masina | |
Ny fihaviany | Frantsay: testament. | |
Fitanisam-boky | Rabary: Ny Baiboly | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |