Teny iditra teôria
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hevitra aorin'ny saina, mampikambana lalàna maromaro amin'ny fotokevitra iaingana iray, izay ahazoana manatsoaka azy ara-lôjika [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Théorie [1.13]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31