Teny iditra | toka-maso | |
Singan-teny | tokana ; maso | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Olona poa-maso an' ila [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Borgne Figuré: qui donne peu [1.3] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Fivaditsoratra | somotaka, tako-maso, toka-maso |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24 |