Teny iditra |
tokantrano
|
Singan-teny | tokana ; trano |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny trano iveloman' ny mpivady mitokana tsy miaraka amin' ny ray aman-dreny na ny havana; vady Izay rehetra mikasika ny trano: forongo amam-panaka, ny asa aman-draharaha fanao ao [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Household stuff; the household; house-keeping [1.2]
|
| A household; a wife [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Tout ce qui constitue l'ameublement d'un ménage [1.3]
|
| Ménage; épouse [1.8]
|
Ohatra |
1 | Efa nahazo tokantrano izy
[1.1]
|
2 | Mivoaka lava io vehivavy io fa tsy mikarakara ny tokantranony
[1.1]
|
3 | manao tokantrano imaso amim-Bazaha i Bola.
[2.471]
|
4 | Sambatra sy tsara vintana amin' izay tokantrano ny azy!
[2.470]
|
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Tsotra : |
tokantrano,
tokantranoko,
tokantranonao,
tokantranony,
tokantranontsika,
tokantranonay,
tokantranonareo,
tokantranon',
tokantranon-,
tokantranom- |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|