Teny iditra tolo-kevitra
Singan-teny tolotra ; hevitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny omena hosainina eo amin' izay atao na heverina [1.1]
 Fehezanteny azo lazaina avy hatrany na marina na diso [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Proposition mathématique, suggestion [1.13]
 Proposition [1.5]
Ohatra 
1Misy tolo-kevitra tsy miova mihitsy fa na ekenao na lavinao [1.369]
2Dia tsy maintsy ampifanarahana amin' izany tolokevitra izany ny fitambaran' ny fehezan-dalàna [4.27]
3Ny volavola na tolokevitra fanitsiana dia tsy maintsy ankatoavin' ny telo ampahaefatry ny mpikambana ao amin' ny Antenimierampirenena sy ny Antenimierandoholona. [1.320]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/09