Teny iditra tonaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanatsoforana dona-tsetroka hampivoaka ny biby avy ao an-davany na izay itoerany; vono atao, fikapohana [1.1]
Sampanteny 
 

Teny iditra tonaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Teny miaraka mandrakariva amin'ny "ilay" na "ikala", ka entina milaza olon-dratsy tsy vanona na tsy misy antony: Nofitahin' ilay tonaka iny indray aho lahy! [1.1]
Kamban-teny 

Teny iditra toka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fatra-pipetra-potsiny tsy manao na inona na inona; mpidonana-poana. [1.1]
Sampanteny 
 

Teny iditra tonaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] (pris adjectivement : fainéant, stupide). Pelargonium madagascariense Baker (Geraniaceae). Nom malgache relevé par Grandidier. Son origine est obscure. [1.196]
Anarana siantifika Pelargonium madagascariense
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/20